|
Fampianarana Malagasy - Cours de malgache |
|
Écrit par Kolo
|
|
23-05-2009 |
|
Ity fampianarana ity dia natao ho an'ireo olona miteny frantsay. Ny feo no iaingana voalohany vao tonga tsikelikely amin'ny vaninteny sy ny teny ary ny fehezanteny. Zava-dehibe ny fianarana ny tena feo malagasy mba hahatomombana ny fitenenana. Tsy misaraka anefa ny tonompeo sy ny fitsipi-pitenenana izay atomboka avy hatrany. Ny fahaizana fitsipi-pitenenana ihany no hahafahan'ny mpianatra mamorona ny fehezanteniny. Mahereza àry! Ce cours est destiné à toute personne francophone. Nous commençons par les sons malgaches avant d'aborder la syllabe, le mot puis la phrase. Il est important de bien maîtriser la véritable prononciation du son malgache. Toutefois, la phonétique ne peut être séparée de la grammaire que nous commençons très vite. Seule la maîtrise de la grammaire permet à l'apprenant de construire ses propres phrases. Bon courage ! |
|
Dernière mise à jour : ( 03-06-2009 )
|
|
Lire la suite...
|